Select Page

Madagascar News Forums Crazy World Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison Reply To: Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison

#447
Madagascar
Keymaster

SAF149: Bjr nareo! !bjr groupe mba atao ano
Vao 1ans nerahako tam olontiako. Samy miasa izahay saingy mbola samy any @RAD avy .kamboty ray moa ny olontiako..mifandray tsara kosa izao sy n rafozako …ny olako dia izao nindrana vola tamiko rafozako fa hoeu marary izy. Ka mila manao analyses.scanner. sns…d nindrana 700mille..ary mbola niangavy ahy izy hoe tsy tenenina*anle zanany fa.mba hoe atao secret ..d nanaiky izaho ary hoe hosoloiny rhfa mandray pension izy ….tsy manino hoy aho
Nandeha volana fa 2mois zao mbola tsy nosoloiny volako …ary nitazona niteniko aho fa tsy iten anl zanany mombanle vola
Ankehitriny anefa marary reniko…miantso anio rafozako io za d misonn√© libre ary maty ny findainy …tena tsy hitako zay atao ..marary ana foko ..diso niantra anazy a…reniko koa ato tena marary … mba toroy hevitra ry reto ..misaotra mialoha koa am latsa mandinidinika…elanatsiny fa.lava loatra. Marihako fa ampy azy mianaka tsara karaman io olontiako io +pension andramatoa
Za koa tsy mba mangataka vola amnio oolontiako io fa izy manome kely ndray.dray