Select Page

Madagascar News Forums Crazy World Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison Reply To: Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison

#451
Madagascar
Keymaster

ITY MISY TANTARA MARINA HO LAZAIKO ANAREO: mpinamana ts nifankfoy i Jacque sy Anic,rhefa ela ny ela dia latsapitiavana [email protected] jacque i anic saingy amny maha vehivavy azy d tsy nasahy niteny izy.i jacque koa toy izny fa ts niteny satria mbla tsy ampy taona i anic.nahzo afectation tampoka anefa anefa i jacque ka voatery ts maintsy hisaraka izy roa kely.andranomaso no nisarahan’izy roa.4 taona taty aorina naverin’ny fanjakana hiasa @lay toerana misy an’i anic i jacque ary tapakevitra izy fa hambraka ny fitiavany amizay i jacque satria efa ampy taona i anic.nifanao fotoana teny amin’ny toerana fanaovana karaoke izy roa,tao n namborahan’i jacque fa tia izy.taitra sady latsaka ny vera teny antanan’i anic no tsy nahateny izy fa nibanjina an’i jacque sady nitsiky…….,avy eo nitomany izy ka niteny hoe:fa nahoana kosa e!TARA LOATRA ela hoy izy,tiko anao saingy ef nsy tnga talhanao,dia izy no nanokatra ny varavaqan’ny fitiavako zay nilaozanao ts fidiny.indro omeko invitation ela.resy tanterka i jacque.aminao iza no diso?