Madagascar News › Forums › Crazy World › Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison › Reply To: Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison
August 15, 2017 at 1:58 am
#452

Keymaster
Vakio dia fantaro hoe :#vehivavy_normala tsara ve ianao ry vehivavy namana ? Ary #normala tsara ve ny nekizy lah ry baina ?.
Fantaro ary fa ny #vehivavy_normalaa tsara ianao raha manana an ireto toetra ireto :
-saropiaro amin ny olo-tinao na de @ ny zavatra tsy dia misy dikany aza.
-kizitina sy milavaniny [email protected] olo-tina matetika
-sarokenatra matetika fa aveo a’ l’ aise iany .
-midongidongy kely @ ny olotiny rehefa mitady calin sns
-rehefa tena tia olona iray dia tsy miraharaha ny hafa intsony
-mitsikitsiky foana nefa ny any anatinao any malaelo .