Select Page

Madagascar News Forums Crazy World Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison Reply To: Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison

#455
Madagascar
Keymaster

Nahazo tso-drano [email protected] Atoa Lehiben’ny Faritra Analanjirofo, RAMAROSON Jacques, ireo mpianatra solontenan’ny FAritra hiatrika ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena an-tsekoly izay hatao any Mahajanga (Boeny) manomboka @ ny 18/08/17 ka hatramin’ny 27/08/17 ho avy izao.

Vatsin-dalana 1tapitrisa ariary no voatsirambin’ny tanana ho fanampiana azy ireo fa ny tena zava-dehibe dia ity: Asandrato ny voninahitry ny Faritra Analanjirofo ary Ombilahy vanga hianareo, tsara mandroso, tsara miverina!