Select Page

Madagascar News Forums Crazy World Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison Reply To: Claudine Razaimamonjy is imprisoned in Manjakandriana prison

#456
Madagascar
Keymaster

Salama jiaby! Tantara niseo [email protected] Rn5 (ta Maitsokely Soaneran’ivongo [email protected] asabotsy 12 aogositra 2017 [email protected] 2ora folakandro) POLISY MANAO PR.
Mitady viavy avy Amananara manao postisy zany hono izy, TS aiko NY Antony ilany azy, nalaina daolo izay vevavy nanao postisy [email protected] fiara 4*4 misy 7 izahay manao caravane, nalaina NY karapanondro njareo, de nalefa tsirairay de miantso olona le Polisy… De fanontaniako hoe Ra misy avis de recherche vé tsisy sariny… TS navoa inga Polisy [email protected] resaka raika igny de nivadika mitady la vanille ndreka le raha de nosavaigna naintsakintsagna tsiraikaraika entagna nay jiaby pandea takao, mbola tsisy Ra koa… NY écolage efa nande nefa… Manaitra NY sain’areo tomponandraikitra fa. Itanay loatra NY TS fetezan’ny le nataon’izy roalahy (raika logenge brigadier de Polisy s’y stagiere iray niasa tamin’io, fatatray fa NY fisavana entana de mitovy fisavagna tragno mila mandat avy @ tribonaly na prefectiora aty aseo mazava tsara, rehefa nojerena tokoa kay inga karamain’olo fa mpivady nisaraka le raha. Tadidin’ny olona zay nande fiara avy tamananara angamba io tangara io [email protected] asabotsy io.